Vokatry ny Fanahy Masina

Ny vokatry ny Fanahy Masina , amin' ny Kristiana, dia ireo toetra ananan' ny olona na ny fiangonana izay miaina araka ny Fanahy Masina, araka ny voasoratra ao amin' ny Taratasy nosoratan' i Paoly ho an' ny Galatiana (Gal 5.22-23). Mifanohitra amin' ny asan' ny nofo ny vokatry ny Fanahy Masina izay voaresaka ao alohan' io toko io.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search